|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tanjaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany.
4 Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.). 5 Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 strength.
[1.2, 1.7] 7 power, vigour, robustness. See aina, hery. [1.2] 8 vigor. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 force.
[1.3, 1.8, 1.13] 10 vigueur. [1.3, 1.8] 11 puissance. [1.3, 1.13] 12 énergie, richesse. 13 ce qui rend un édifice solide. [1.3] 14 renfort, tuteur. [1.13] |
| Ohatra |
15 Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy.
[2.470]
16 Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa. [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 37 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 38 tanjaka |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 (sens général : force, vigueur, puissance). Nom de plusieurs plantes réputées fortifiantes ou prises comme remède contre l'impuissance. Suivant les dialectes, surtout :.
41 Anacolosa pervilleana Baill. (Oleaceae). Décoction des feuilles administrée aux convalescents, aux personnes affaiblies.. [Bara] 42 Humbertoturraea sp. (Meliaceae), réf. Service Forestier 5924. Décoction très amère prise surtout contre l'impuissance.. [Mahafaly] [1.196] |
| Voambolana | 43 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|