|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  hery
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia.
4 Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io.
5 Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny.
6 Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo.
7 Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito.
8 Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 strength, force, power. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 force, puissance. [1.3#238, 1.8]
11 vigueur, énergie, bravoure, courage, vertu des objets, efficacité, surplus, contrainte, violence. [1.3#238]
Ohatra  12  Nampahazo hery ahy izany fiheverana mafonja izany. [2.4]
13  Ny hery tsy mahateo ny fanahy. [2.296]
14  Tohana sy hery ho an-dRadama ireo. [2.508]
15  Ao ny masoko mijery afaka hamindra hery. [1.231]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  32  Fikambanana 35 amin' io teny io
Ohabolana  33  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  34 Randzavola: hery ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/4)35  hery
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 Fandefasana fivalanana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  38 [racine]. [1.3#239]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  44  Fahasalamana

Teny iditra (3/4)45  hery
Sokajin-teny  46  anarana
Fanazavàna teny malagasy  47 fiverenana. [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)48  hery
Sokajin-teny  49  anarana
Fanazavàna teny malagasy  50 Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  51 nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy. [1.3]
52 (du javanais ari ; nom général des plantes épineuses). On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions :.
53 Mimosa asperata L. (Fabaceae). [Sakalava]
54 Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae). [Merina]
55 Voir heritsilo.. [1.196]
Voambolana  56  Haizavamaniry
Tovy hevitra  57 angivy, roingivy, voangivy
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  58 hery, 59 rehy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11