Entrée fiverenana (verina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fodiana: Tsy mbola fantatra ny fiverenako fa hendre tsara ambara-pahatongako
¶ Fahatongavana indray amin' ny nialana: Mandalo tsy misy fiverenana intsony ny andro
¶ Fitsingerenana, fiherenana: Fiverenan' ny lohataona izao
¶ Andalan-tononkira izay averina isaky ny avy mihira ny andininy tsirairay: Mailamailaka kokoa ny fiverenana noho ny andininy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31