Entrée misongadina (songadina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miavaka tsara, mivongady
¶ Voaenda-damba, miboridana
Mitovy hevitra: azo tsapain-tanana ~ hita vatana ~ miharihary ~ miharihary ohatra ny kary am-pamoloana ~ miharihary ohatra ny vay an-kandrina ~ mitojanjina ~ mivaingana ~ mivongady ~ tsy takona afenina ~ tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misongadina
nisongadina
hisongadina
misongadìna
Exemples Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky. [Andriamalala: Ranomasina, page 31]

Entrée misongadìna (songadina)
Partie du discours impératif du verbe actif misongadina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/05/14