Entrée | 1 miharihary |
Radical | 2 harihary |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Hita na miseho manontolo tsy misy miafinafina: Mahafinaritra ahy ity trano ity fa miharihary tsara Marina tsy ilana porofo: Miharihary izao ny fahaizany fa nahazo voalohany izy tamin' ny mpianatra zato Menatra, mangasihasy: Niharihary foana teo izy nony novakin' ny olona ny laingany [1.1] |
Explications en anglais |
5 exposed, open, manifest; fig. ashamed. [1.2] 6 to be evident, to be plain view [1.7] |
Explications en français |
7 être en vue; être évident [1.8] |
Exemples |
8 Ary vao mainka mazava sy miharihary amin' ny eritreriny ny fahavoazany, izy io marary sy tsy mahita tory io.
[2.470]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot |
Analogues | 14 mibaribary, misongadina, mivongady, miseho tsara, mangezaheza, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina, tsy takona afenina ohatra ny masoandroben-dohataona |
Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 16 miharihary, 17 mihirahira |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |