|
|
|
|

Teny iditra1  mangezaheza
Fototeny  2 hezaheza
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitoetra mitokana eny ankalamanjana, miharihary eny amin' ny malalaka: Mangezaheza mandavan-taona eny an-tampon-tanety ny vatolahy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12