Entrée mivongady (vongady)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Hita miharihary, mitokana erỳ, misongadina: Nianjera ny anao lahy ka nivongady terỳ afovoan' ny tokotany
¶ Indray miaraka betsaka: Mividy zavatra mivongady [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mivongady
nivongady
hivongady
mivongadia

Mis à jour le 2020/07/31