|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihanjaka |
| Fototeny | 2 hanjaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana
5 Jereo mitanjaka [1.1] |
| Ohatra |
6 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana.
[2.472#103]
|
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihanjaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|