|
|
|
|

Teny iditra1 midizidizy
Fototeny  2dizidizy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihinjihinjy na midiridiry na mijajirika tsy mihetsika eo amin' izay misy azy.
5Mandeha amin' izao fa tsy mitafy lamba, na mihanjaka. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 midizidizy, 10 mizidizidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12