|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihanjahanja |
| Fototeny | 2 hanjahanja |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miseho miharihary: Naseho ny taratasy nosoniaviny ka nihanjahanja teo ny hadisoany
5 Tsy mirako-damba na miakanjo hanafina ny vatana: Oadray ity zaza mihanjahanja, nefa ny andro mangatsiaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be evident, to be
7 exposed to view [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être bien exposé à la vue,
9 être manifeste [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 mihanjahanjà |
| Fototeny | 15 hanjahanja |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihanjahanja [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihanjahanjà, mihanjahanja |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|