|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  misalasala
Fototeny  2 salasala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy tapa-kevitra amin' izay tokony hatao: Nisalasala tamin' izay tokony halehany izy, na ho any Antsahafiraisana na ho any Ankadindambo
5 Tsy matoky fa marina: Misalasala amin' ny filazako angaha ianao? ~ Misalasala aho na ho avy izy na tsia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be in doubt, to hesitate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être dans le doute, hésiter [1.8]
Ohatra  8  Ny lakana efa vonona, nefa izato izy toa mbola misalasala, miherikerika, mitazantazana, mitsinjotsinjo. [2.499]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Voambolana  13  Filôzôfia
Mpanahaka  14  haingihaingy, 15  hangihangy, 16  mamokehana, 17  mangezaheza, 18  miahanahana, 19  miahotrahotra, 20  miahotrahotra, 21  miakoriasa, 22  miambakavaka, 23  miambatrambatra, 24  mihabahaba, 25  mihambahamba, 26  mihambahamba, 27  mihazohazo, 28  mihelohelo, 29  miherohero, 30  miherohero, 31  miroahevitra, 32  miroasaina, 33  miroahana, 34  miroahana, 35  miroanahana, 36  sadaika, 37  sakodiavatra, 38  sanganehana, 39  somaingisaingy, 40  tsytapakevitra, 41  vaka, 42  varakahaka, 43  veryfanahy

Teny iditra (2/3)44  misalasala
Sokajin-teny  45  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  46 maniry soa [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)47  misalasalà
Fototeny  48 salasala
Sokajin-teny  49  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalasala [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misalasalà, misalasala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21