|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihambahamba
Fototeny  2 hambahamba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao
5 Miahotrahotra na miatoato raha miteny [1.1]
Ohatra  6  Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 tsy mihambahamba

Teny iditra (2/2)12  mihambahambà
Fototeny  13 hambahamba
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihambahamba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihambahambà, mihambahamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21