Entrée somaingisaingy (saingisaingy)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: haingihaingy ~ hangihangy [1.1]
Explications en français Timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [1.3]

Mis à jour le 2020/07/31