Entrée sadaika
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1]
Explications en français Perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3]
Dérivés 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31