Entrée 1/5 vaka-
Partie du discours forme morphologique de vakana
Mots composés 

Entrée 2/5 vaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mahatapa-kevitra amin' izay hatao, sahirantsaina, sanganehana, sakodiavatra: Vaka ity ny saiko: sady ta handeha aho no te hijanona [1.1]
Explications en français Qui ne sait que dire ou que faire, interdit, interloqué, confondu [1.3]
Exemples Dia vaka teo aloha kelikely Daniely izay atao hoe Baltasara; [2.996]
Vocabulaire 
Dérivés 

Entrée 3/5 vaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Tambahoaka, Tanala] sarotahotra [1.78]
  [Tanala] Kanosa: Vaka mijodijody aliña k'aja mitoditodika sandre tojo raha mampatahotra (ilay saro-tahotra mandeha alina ka aza miherikerika sao sendra zava-mahatahotra) [1.78]

Entrée 4/5 vaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Tambahoaka] malemy [1.78]
Dérivés 

Entrée 5/5 vaka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Taisaka] Misy fotsy eo amin'ny tenda (vorona, alika, ets...) [1.78]

Mis à jour le 2023/12/18