|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  malemy
Fototeny  2 lemy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza
5 Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity
6 Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy
7 Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io
8 Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 soft; weak [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 mou [1.8, 1.13]
11 faible [1.8]
Ohatra  12  Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  17  crkelyambaitra, 18  crmarazoka, 19  crmavozo, 20  crmondaka, 21  crtsymahazonofo, 22  boda, 23  bodaka, 24  boretaka, 25  garera, 26  kelyaina, 27  konetaka, 28  lotaka, 29  malemilemy, 30  malezolezo, 31  mangozohozo, 32  marafoka, 33  mararyovana, 34  marezoka, 35  mavozovozo, 36  mihonankonana, 37  modaka, 38  motraka, 39  nondaka, 40  somararetracr, 41  tsymatanjaka, 42  tsingozahoza, 43  vavivavy
Kamban-teny rehetra  44  Fikambanana 25 amin' io teny io
Ohabolana  45  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)46  malemy
Fototeny  47 lemy
Sokajin-teny  48  anarana
Fanazavàna teny malagasy  49 voan'ny paralisia [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  50 paralytique [1.13]
Voambolana  51  Fahasalamana

Fivaditsoratra  malemy, 52 mamely, 53 milame

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20