Entrée | 1 mavozo (vozo) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 antitra [Sihanaka, Taisaka]
[1.78] 4 osa [Taisaka] [1.78] 5 sarotahotra [Sakalava] [1.78] 6 reraka, sasatra, tsy ampy hery, kanosa [Sihanaka] [1.78] 7 osareraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha 8 (taloha) midonanapoana, tsy miasa [1.1] |
Explications en français |
9 faible, débile, fatigué [1.3] 10 vozo [Tankarana] [1.19] |
Exemples |
11 tsy mba manatrika fa mitoe-dahy mavozo; [2.69#] 12 tsy fotoanin-dahy ratsy, tsy sakin-dahy mavozo; [1.406#] |
Synonymes | 13 mavozovozo |
Mis à jour le 2023/03/08 |