|
|
|
|

Teny iditra 1  mavozovozo
Fototeny  2 vozovozo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Osa, reraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha
5 (taloha) Midonanapoana, tsy miasa [1.1]
Tovy hevitra  6 mavozo
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mavozovozo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04