|
|
|
|

Teny iditra 1  mihazakazaka
Fototeny  2 hazakazaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy
5 Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to run [1.2, 1.7]
7 to gallop [1.2]
8 to race [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 courir [1.3#229, 1.8]
10 galoper: Mahery mihazakazaka io soavaly io (Ce cheval court, galope fameusement) [1.3#229]
11 demander secours, avoir recours à [1.3#229]
Ohatra  12  Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano: [2.324]
13  Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ... [2.470#85]
14  mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro. [2.472#05]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Mpanahaka  19  manaoantsaikona, 20  manaorarangy, 21  manaotongomalady, 22  manaotongotraankatoka, 23  mandainday, 24  mandehahaingana, 25  mandehatoynysitimo, 26  mandehatoynytadio, 27  mandehatoynytselatra, 28  mandrivotra, 29  manidina, 30  midodododo, 31  mikaretsaka, 32  mimaona, 33  miridana, 34  mirifatra, 35  mirimorimo, 36  mirintona, 37  miriotra, 38  miritirity, 39  mirodorodo, 40  mirotoroto, 41  mitsoriaka
Fikambanana  42  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mihazakazaka
Ohabolana  43  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07