|
|
|
|

Teny iditra1 miritirity
Fototeny  2ritirity
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha miridiridy ary maika: Rehefa manao zavatra izy miritirity foana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to trot, to amble, to move the limbs excitedly. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6marcher rapidement en tendant le corps et les nerfs, en se tenant raide. [1.3]
Ohatra  7 Tsiboboka ri-drano
saho-miritirity
fanao ny ratsy avo vava
[2.131]
8 Papango didimaso
voro-miritirity
tsy mizaha tena
koa manenitra olona
hianao Ramatoa
[2.131]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 miritirity, 15 mitiritiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02