|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manidina (idina)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mandraraka rano [1.78]
4  Mandrotsaka rano, manondraka [1.78]
5  Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy [1.1]
6  Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy [1.1]
Explications en anglais  7  To pour out, to take down; to cast [1.2]
Explications en français  8  Faire descendre, verser dans, couler dans un moule [1.3]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/3)13  manidina (sidina)
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango [1.1]
16  Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo [1.1]
17  Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka [1.1]
18  Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly [1.1]
19  Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io [1.1]
Explications en anglais  20  To fly [1.7]
Explications en français  21  Voler dans l'air [1.8]
Exemples  22  Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa [1.38]
Morphologie 
23  Présent :
24  Passé :
25  Futur :
26  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot manidina

Entrée (3/3)29  manidìna (idina)
Partie du discours  30  impératif du verbe actif manidina
Tableaux et planches  31  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  32  manidina, midanina

Mis à jour le 2024/05/28