|
|
|
|

Teny iditra1  mikaretsaka
Fototeny  2 karetsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao
5 Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy
6 Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io
7 Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to pass or move rapidly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 passer rapidement, s'élancer [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Voambolana  14  Hetsika

Fivaditsoratra  15 mikaratsake, mikaretsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17