Entrée mirimorimo (rimorimo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly
¶ Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo
¶ Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo
¶ Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mirimorimo
nirimorimo
hirimorimo
mirimorimoa
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31