|
|
|
|

Teny iditra1  mirifatra
Fototeny  2 rifatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [1.1]
Ohatra  5  Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mifaritra, 12 mirafitra, mirifatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02