|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihafahafa
Fototeny  2 hafahafa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho tsy ho namana, miseho ho hafa, miolonolona: Hano re, tompoko ô, aza mihafahafa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to alter one's behaviour, to be different, to appear reserved, to be less sociable, to act the stranger. [1.2]
6 to act standoffish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Changer, ne pas faire comme les autres, devenir différent [1.3#203]
8 se tenir à part [1.8]
Ohatra  9  Tsy nihafahafa izy fa avy hatrany dia nandray ary nandrapaka. [2.470]
10  Aza mihafahafa, fa ataovy toy ny tranonao ato, ary eto izahay hitsabo anao! [2.499#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  beanganongano, 16  beangesongeso, 17  bepitsiny, 18  manaosoaampo, 19  mijeryarinaantava, 20  miolonolona, 21  misorombadyantrano, 22  misorona, 23  mitenyamimpahatsorana, 24  mitenyimaso, 25  mitsotra, 26  tsymanafina, 27  tsymbatsotra, 28  tsymihafahafa, 29  tsymiolonolona, 30  tsymisorona

Teny iditra (2/2)31  mihafahafà
Fototeny  32 hafahafa
Sokajin-teny  33  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihafahafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  34 mifahafaha, mihafahafa, mihafahafà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21