|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  misorona
Fototeny  2 sorona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9 misorom-bady
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5)11  misorona
Fototeny  12 sorona
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
Ohatra  15  Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [2.470]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  20 misorona afo
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/5)22  misorona
Fototeny  23 sorona
Sokajin-teny  24  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  25 Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  26 to be discreet [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
28 être discret [1.8]
Haiendriteny 
29  Ny ankehitriny :
30  Ny lasa :
31  Ny hoavy :
32  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  33  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  34  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/5)35  misoroña
Sokajin-teny  36  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  37 mivavaka [Tambahoaka] [1.78]
38 mangataka, mivavaka [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (5/5)39  misoròna
Fototeny  40 sorona
Sokajin-teny  41  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misoròna, misoroña, misorona, 42 Nosimaro, 43 somorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21