|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 sorona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a blood sacrifice
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 sacrifice par immolation
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Lahatsoratra | 13 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/4) | 14 sorona |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 action d'attiser, d'alimenter le feu
[1.3#634, 1.196] 18 action d'activer la circulation [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 30 sorona |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
32 Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 discrétion, réserve
[1.3#634] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 38 tsy mahalala sorona |
| Teny iditra (4/4) | 39 soroña |
| Sokajin-teny | 40 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
41 variana
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | soroña, sorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|