|
|
|
|

Teny iditra 1  tsy misorona
Singan-teny  2 tsy, 3 misorona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy manoro vohony, tsy mandainga fa milaza ny marina, omban' ny hevitra hanasoa; manambara ny marina sy ny mahasoa mba tsy hahavoafitaira; tsy manafina ny tena toe-javatra mety hahatonga fahavoazana [1.1]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how tsymisorona
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07