|
|
|
|

Entrée1  hafahafa
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  hafa
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  17  [1.1] Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa
miolonolona
tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha
Explications en anglais  18  [1.2] different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd.
19  [1.7] strange, bizarre
Explications en français  20  [1.3, 1.8] bizarre, étrange
21  [1.3] un peu différent, qui dévie du vrai
Exemples  22  [2.470] hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity
Analogues  23  olona hafahafa, mandry manokana noho ny be, hafa fandry, zanakalo
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot hafahafa

Anagrammes  25  fahafaha, hafahafa

Mis à jour le 2025/08/10