Entrée |
masiaka
(siaka)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay
[1.1]
|
Explications en anglais | Savage, cruel, fierce Figuratively: very pungent [1.2]
|
Explications en français | Cruel, violent, méchant; piquant, acerb [...] [texte complet dans 1.5]
|
| Qui a un goût piquant, une saveur agressive Pour les animaux: cruel, féroce [1.196]
|
Exemples |
1 | Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!...
[2.471]
|
2 | Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany!
[2.470]
|
|
Morphologie |
Simple : |
masiaka |
Impératif : |
masiaha |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|