|
|
|
|

Entrée (1/4)1  mangidy (ngidy)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Manana tsiro ratsy be amin' ny le-la, mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Mangidy ny kininina ka tsy tian' ny zaza [1.1]
4  Masiaka: Mangidy ny sakay [1.1]
5  Mampahory izaitsizy, mampangirifiry [1.1]
6  Mangidy izay fahoriana nanjo azy izay [1.1]
7  Tsy anerany, mihoa-pampana: Mangidy ny halafon' ny hena ankehitriny izany [1.1]
8  Fatratra, mantsalay, kinga sy mahay: Mangidy io Rangahy io raha hampianatra [1.1]
9  Mafy, manindrona: Mangidy izany teny izany, hoy ny olona nihaino ny tenin' ny manampahefana [1.1]
10  Sarotiny, mahihitra: Lehilahy mangidy velona iny; tsy hanome eranambatry anao iny na hiofo aza ny angidina [1.1]
Explications en anglais  11  Bitter [1.2, 1.7]
Explications en français  12  Amer [1.8]
Exemples  13  Ireo sady tsy manam-bary no tsy manam-bola dia mangidy indrindra ny manjo azy. [2.472]
Analogues  14  Mafaitra, mangeroka, hentona, monta, mangananganana, mangidy toy ny tangena, mangidy ohatra ny vahona
Mots composés 
Phytonymes 
Titres 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot mangidy

Entrée (2/4)22  mangidy
Partie du discours  23  adjectif
Explications en malgache  24  Saro-tongavina [1.78]
Explications en anglais  25  Expensive [1.7]
Explications en français  26  Qui coûte cher [1.8]

Entrée (3/4)27  mangidy (hidy)
Partie du discours  28  adjectif
Explications en malgache  29  mangidihidy [1.78]
Explications en français  30  Qui démange, qui donne envie de se gratter [1.405]

Entrée (4/4)31  mangidy
Partie du discours  32  nom
Vocabulaire  33  Botanique
34  Santé
Explications en français  35  (de ngidy : amertume, goût amer). Nom des arbres dont les écorces sont particulièrement amères. Notamment : Physena madagascariensis Thouars ex Tul. (Physenaceae) réf. Humbert 13.899. D'après G. Cours, on attribue à ces écorces des propriétés calmantes, sédatives. Écrasées fraîches, on en frotte la peau pour empêcher les sangsues aériennes de s'y fixer. [1.196]
Nom scientifique 

Mis à jour le 2023/06/18