Entrée |
hidy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Fefy [1.78]
|
| Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [1.1]
|
Explications en anglais | A closure, a lock [1.7]
|
Explications en malgache | Serrure [1.8, 1.5]
|
| Fermeture [1.8, 1.5]
|
Exemples |
1 | Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany.
[2.470]
|
2 | Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby.
[2.472]
|
|
Dérivés |
Article |
|
Entrée |
hidy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Appellation botanique: Delonix leucantha [2.612]
|
Nom scientifique | Delonix leucantha |
Vocabulaire |
Synonymes | ~ ~ |
|
Entrée |
hidy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Hidihidy [1.78]
|
Vocabulaire |
|