Entrée voahidy (hidy)
Partie du discours participe passé
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français Fermé à clef, barricadé, mis sous clef, interdit: Voahidy io lalana io (Ce chemin est interdit, fermé) [1.3]
Exemples 
1Nalala-tsaina izy, tsy voahidy tao anatina rijan-kevitra. [1.369]
2Nony voahidy ny trano dia lasa izy nihazakazaka nitsoaka any amin'i Fandrava hilaza izao toe-javatra izao, ka navadiny ny fomba filaza azy [2.895]
Synonymes hinidy
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20