Entrée | 1 mahidy (hidy) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) [Tanala]
[1.78] 4 Mitsitsy tafahoatra; mahihitra [1.1] |
Explications en français |
5 avare, parcimonieux [1.3] |
Exemples |
6 mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay [2.245] |
Analogues | 7 kahidy, mahihitra, kahihitra, kafiry, matsitsy, makikitra, mafirana, katity, kely hiratra, kely tanana, kely hoho, mafy fonosana, tiatia kely, mihirim-belona, mamaky akotry, mandidy sofin' amalona, manjaitra atody |
Anagrammes | 8 mahidy, mihady |
Mis à jour le 2023/01/20 |