|
|
|
|

Teny iditra1  kahihitra
Fototeny  2 hihitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitovy amin' ny mahihitra, saingy misy hevitra fanesoana na fanaratsiana kely misisika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a confirmed penurious person. [1.2]
6 stingy, avaricious. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 ladre, sordide d'avarice. [1.3, 1.8]
8 lésineux. [1.3]
9 avare. [1.8]
Ohatra  10  Voalazan' ny mpitantara tranainy sasany fa kahihitra, masiaka, mpamitaka, mpandainga izy ireny; [1.38]
11  Tsy afa-pon'izay anjara tokana ny mason'ny kahihitra, ary mainan'ny fitsiriritana mandoza ny fanahy. [2.996]
Tovy hevitra  12 mahihitra
Mpanahaka  13  kafiry, 14  kahidy, 15  katity, 16  kelyhiratra, 17  kelyhoho, 18  kelytanana, 19  kongona, 20  mafyfonosana, 21  mafytanana, 22  mahidy, 23  mahihitra, 24  mamakyakotry, 25  manjaitraatody, 26  matsitsy, 27  mihirimbelona
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02