Entrée kongona
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibikely mpitsentsitra ra ka mahatonga hidihidy lozantany somary mahamaimay izany [1.1]
 Karazana katsentsitra mivelona amin'ny ran'ny zavamiaina [1.13]
Explications en anglais A bedbug; a cattle tick [1.7]
Explications en français Tique [1.8, 1.196]
 Punaise des lits [1.8]
 Punaise [1.13]
 Parasite du bétail [1.196]
Exemples 
1Tamin' ny sasany, feno kongona ny trano, ka rehefa alina ny andro, latsaka mipatrapatraka avy any amin' ny valindrihana ireny [2.472]
2noho ny hakingan'i Voahirana sy i Dolfa tamin' ireo fanamiana nahitam-pamonjena ireo dia i Lekodia kosa no asian'ny kongona sy ny parasy ao amin' ilay fisoko nanidiana azy [2.895]
Vocabulaire 
Dérivés 
 
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/27