|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahihitra |
| Fototeny | 2 hihitra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola
5 jereo mahidy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 stingy, avaricious
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 avare
[1.3, 1.8] 8 parcimonieux [1.3] 9 ladre, sordide d'avarice [1.8] |
| Ohatra |
10 Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy.
[2.558]
11 Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.293] |
| Tovy hevitra | 12 kahihitra |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | mahihitra, 14 mihahatry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|