Entrée | 1 mihidy (hidy) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady 4 Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be locked [1.7] |
Explications en français |
6 être fermé à clé, être fermé [1.8] |
Exemples |
7 Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy [2.471] 8 Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mihidy |
Anagrammes | 15 midihy, mihidy |
Mis à jour le 2024/05/27 |