Entrée (1/2) | 1 siaka |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Emotions |
Explications en malgache |
4 Halozana, faharatsiam-panahy [1.1] 5 Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1] |
Explications en anglais |
6 Fierceness, violence [1.7] |
Explications en français |
7 Méchanceté [1.3#602, 1.8] 8 Violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie [1.3#602] 9 Goût piquant de certaines herbes [1.3#602] 10 Causticité, violence de language [1.3#602] 11 Goût piquant de certaines plantes [1.196] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/2) | 20 siaka |
Partie du discours | 21 nom |
Vocabulaire |
22 Son |
Explications en malgache |
23 Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina [1.1] 24 Feo entina miantso. [1.1] |
Explications en anglais |
25 Whistling [1.7] |
Explications en français |
26 Action de siffler, d'appeler en sifflant [1.3#603] 27 Sifflement [1.8] |
Exemples |
28 Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao. [2.357#39] 29 Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny. [2.529#99] |
Dérivés |
|
Synonymes | 34 sioka |
Zoonymes |
|
Proverbes | 36 Proverbes contenant le mot siaka |
Anagrammes | 37 akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka |
Mis à jour le 2021/11/01 |