|
|
|
|

Teny iditra1  mankasiaka
Fototeny  2 siaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahatonga hasiaka: Vao mainka mankasiaka ny alika ny fitorotorahanareo azy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 mankaloza
Mpanahaka  10  mankaloza

Fivaditsoratra  11 manakisaka, 12 mankasiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12