Entrée tsy mifaditrovana (tsy, mifaditrovana)
Partie du discours locution
Explications en français injuste, cruel, sans pitié [Abinal 1888]
Allégation Mot ou locution vu dans: masiaka
Exemples 
1Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana. [Rajohanesa: Kintana]
2Olona tsy mifaditrovana! [Andraina: Mitaraina, page 13]
3Tamin' izay dia nokendain' ny rantsany tsy mifaditrovana ilay zanak' ondry mahantra, ka novonoiny sy noviravirainy. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Mis à jour le 2020/07/31