|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fo vato
Singan-teny  2 fo, 3 vato
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fo tsy mangoraka olona, fo tsy mitsetra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 very stubborn. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Cœur de pierre [1.3#177]

Teny iditra (2/2)8  fovato
Singan-teny  9 fo, 10 vato
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny anglisy  12 an insect with a very hard covering, probably a beetle [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 petit insecte très dur [1.3#177]
Voambolana  14  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  fo vato, fovato

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21