|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fo
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Biologie
Explications en malgache  4  Taova vongana iray ao anaty tratra havia, azo heverina ho fototry ny aina noho izy mampandeha ny ra eran' ny tena amin' ny fitepony tsy an-kijanona: Lehibe ohatra ny totohondrin' ny tsirairay hono ny fon' olombelona. (Misy tsipika lempona iray mizara ny fo ho ilany havia sy havanana, izay misaraka tsy misy ifandraisany, fa ny ilany iray avy kosa indray samy mizara roa ahitana sofimpo ambony ary vatampo ambany, ka ireo efitra ambony sy ambany ireo no mifandray amin' ny alalan' ny valviola izay tsy mamela ny ra hiverin-dalana [1.1]
Explications en anglais  5  the heart (physical) [1.2]
6  the heart [1.7]
Explications en français  7  coeur [1.3, 1.8, 1.13]
8  intérieur, moelle de certaines plantes [1.3]
9  (tous les dialectes) Sens général : le coeur, les organes internes, la matrice quand il s'agit des femmes ; pour les plantes : nom de la moelle quand elle est particulièrement légère et molle. On les emploie pour bourrer les coussins, pour faire des compresses, etc. [1.196]
Morphologie 
10  Simple :
11  Préfixée :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Patronymes 
Toponymes 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot fo

Entrée (2/4)23  fo
Partie du discours  24  nom
Dérivés 
25  Verbes actifs :
26  Verbes passifs :
27  Noms :
28  Adjectifs :
Vocabulaire  29  Emotions
Explications en malgache  30  Foiben' ny fihetseham-panahy tsaroan' ny olombelona rehefa faly na malahelo na matahotra na mangoraka, na tia na mankahala...: Olona mora entin' ny fo ny Malagasy [1.1]
Explications en anglais  31  the heart (moral); the will, sentiment, desire; intention, disposition [1.2]
Explications en français  32  volonté, courage, désir, intention [1.3]
Morphologie 
33  Simple :
34  Préfixée :
Mots composés 
Titres 
Proverbes  67  Proverbes contenant le mot fo
Article  68  Randzavola: fo ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/4)69  fo
Partie du discours  70  adverbe
Explications en anglais  71  foana [Provincial] [1.2]
Tableaux et planches  72  Tous les adverbes

Entrée (4/4)73  fo~
Partie du discours  74  préfixe
Explications en malgache  75  Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza habetsahana: forehitra (rehitra), foretsika (retsika), [1.1]
Explications en français  76  préfixe qu'on trouve dans la composition de racines secondaires: forehitra (rehitra), foretsika (retsika), forofotra (rofotra) [1.12]

Mis à jour le 2023/07/29