|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  foko
Fototeny  2 fo
Sokajin-teny  3  endritenin' ny hoe fo
Fanazavàna teny anglisy  4 my heart [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 mon coeur [3.1]
Ohatra  6  Mafy toy ny vato ny foko! [2.508]
7  Tsy nitepo intsony ny foko. [2.4]
8  Nafana ny foko tato anatiko; [2.996]

Teny iditra (2/4)9  foko
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Fiaviana nisehoana, firazanana:
12 Na foko inona ianao na foko inona dia Malagasy ihany
13 Ny fitambaran' ny olona iray fiaviana:
14 Ny foko Antaimoro dia iaraha-mahalala fa taranaky ny Arabo [1.1]
15 vondrona iray razana, iray fomba amam-panao [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  16 a tribe, a caste, a group [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 tribu [1.3.fr#181, 1.8, 1.13]
18 caste, groupe [1.3.fr#181, 1.8]
19 famille, secte, classe [1.3.fr#181]
20 Pour les hommes : la lignée humaine, ou gens au sens latin du terme
21 Pour les plantes : tubercule, rhizome ou partie souterraine subsistant après la destruction des parties aériennes et capable de régénérer la plante. [1.196]
Ohatra  22  Ny foko Antaisaka no ao atsimony. [2.508]
23  Ny foko tatsimo tamin' ny taon-jato. [2.113]
Haiendriteny 
24  Tsotra :
25  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 13 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)30  foko
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny frantsay  32 (du malais pukuk : la souche) Plus spécialement le tubercule de Pycnoneurum junciforme Decne. (Apocynaceae).
33 On le recherche souvent dans les prairies où il pousse spontanément ; il sert d'aliment en période de disette ou pour les enfants qui gardent les boeufs.
34 Voir aussi fokotohatse. [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)37  foko
Sokajin-teny  38  anarana
Fanazavàna teny frantsay  39 D'après Descheemaeker, ce nom est également donné à Eriosema procumbens Benth. (Fabaceae) qui a une souche charnue lui permettant de résister dans les prairies soumises aus feux périodiques. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  40  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  foko, 42 kofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17