Entrée | lozabe (loza, be) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | masiaka aoka izany [Rajemisa 1985] | |
Explications en français | cruel, sévère [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | |
intraitable, méchant, sauvage [Abinal 1888] | ||
féroce [Rajaonarimanana 1995] | ||
Exemples | Fa niteny indray ny vadiny hoe : "Mijanona ihany re hianao, ry havako, fa lozabe anie ikaky, ka raha miteny izy, dia varatra no mirefotra, sady ny fitoerana any an-danitra koa dia tsy azonao itoerana. [Dahle: Angano, page 82] | |
Citations | Proverbes contenant le mot lozabe | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |