|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 lava- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe lavaka |
| Teny iditra (2/5) | 3 lava |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
6 Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 long, tall; without interruption
[1.2] 8 long (of time and space) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 long (se dit du temps et de l'espace)
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 23 Fotoana 24 Toerana |
| Tohi-kevitra | 25 fohy |
| Mpanahaka | 26 avo dia, 27 avo ranjanana, 28 ezoezo, 29 fezafeza, 30 fizofizo, 31 jakojako, 32 jango, 33 jaobe, 34 joaka (joroaka), 35 lava dingana, 36 lava fe, 37 lava mitaikotaiko, 38 lava ranjanana, 39 lava sirana, 40 lavatsindakana, 41 lavatsipaikona, 42 mandrindrina, 43 marezoka, 44 milangalanga, 45 mirijarija, 46 mitezotezo, 47 mitsororika, 48 mitsororoaka, 49 mivahan-tsindrano, 50 pakapaka, 51 ranga, 52 rapeto, 53 tsy miery an-tsena, 54 tsy mindran-tohatra |
| Fikambanana | 55 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 126 misy ny teny how lava |
| Ohabolana | 56 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 57 lava |
| Sokajin-teny | 58 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
59 Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 62 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how lava |
| Teny iditra (4/5) | 63
lava
![]() |
| Sokajin-teny | 64 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
65 vato miempo avoakan' ny volokano
[1.17] |
| Voambolana | 66 Haibolantany |
| Teny iditra (5/5) | 67
lava
![]() |
| Sokajin-teny | 68 endritenin' ny hoe laver |
| Ohatra |
69 Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)
|
| Fivaditsoratra | 70 Alva, lava, 71 vala |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|