|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
4 aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  21 kiady
Mpanahaka  22  avarapianarana, 23  endrika, 24  felatanamangaikanyrantsana, 25  kintanatelonohorefy, 26  kitroifaharana, 27  olomanga, 28  rehareha, 29  sanga, 30  tabiha, 31  tatamoravakynyfarihy, 32  tolamiadidy, 33  trafolelafinkomandina, 34  trafonasondrotrynynofo, 35  varavaramiandraikitra, 36  varivaryandriannytafo, 37  vatonasondrotrynytany, 38  voaraendrikynysaha, 39  voninahitra, 40  vovonanaiadiannylohany

Teny iditra (2/2)41  kady
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43 bruit de l'eau dans une barrique. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  44  Feo

Fivaditsoratra  45 dika, 46 kady, 47 kida

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17