Entrée | 1 vovonana iadian' ny lohany |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache | 3 ny hazo atao lohatrano dia amin' ny vovonana avokoa no mifantsika, ka dia atao ohatra amin' ny ray aman-dreny izay iraisan' ny mpianakavy rehetra, na amin' ny lehibe iraisan' ny olona entiny ny vovonana [1.1] |
Mots élémentaires | 4 vovonana, iadiana, loha |
Mis à jour le 2023/07/30 |