|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rehareha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihetsika miavona sady tsy miraharaha; fianjonanjonana noho ny hery na ny harena na fahaizana... ananana: Reharehan' olona re izany! mba manana fiarakodia izy ka dia mianjonanjona erỳ
4 Zavatra na olona mahatonga hanana hambo: Ianareo miaramila nandresy no reharehan' ny firenena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 pride, boasting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 orgueil [1.3, 1.8]
7 fierté, ostentation, hauteur, affectation, vanité, mépris, dédain [1.3]
8 vantardise [1.8]
Ohatra  9  Izany dia ho tabina sy rehareha tokoa ho anareo. [2.649#]
10  Izay voninahitra sy rehareha, Dia hafa tarehy tsy very mandeha. [1.437#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  20  Ontam-po
Kamban-teny rehetra  21 tabiha sy rehareha

Teny iditra (2/2)22  rehareha
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 Karazan-kazo (Colea); misy reharehalahy (Colea floribunda), ary reharehavavy (Colea) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 arbre [1.3]
26 (de rehareha : morgue, attitude hautaine action de se prévaloir de sa supériorité). L'arbre est monocaule, nom ramifié, ou peu ramifié, et les fruits comestibles poussent sur le tronc, bien en évidence ; ce qui apparaît comme une sorte de défi. Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). Fruit acidulé, de saveur agréable. Riche en acide ascorbique. [Sakalava, Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Mpanahaka  28  reharehalahy, 29  reharehavavy
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 2 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32 herahera, rehareha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09