Entrée olo-manga
Mots élémentaires olona ; manga
Partie du discours locution
Explications en malgache Olona mendrika amin' ny hatsaran-toetra sy fahaizana ireharehan' ny firenena; olona mendrika manan-tombo amin' ny fahaizana, hatsaran-toetra, fikarohana ny hahasoa ny vahoaka [1.1]
Explications en anglais A famous or notable person [1.7]
Explications en français Un chéri, un favori
Réfractaire à la vérole, à la vaccine, qui n'est pas malade quand tout le monde l'est [1.3]
 Personnage marquant, renommé [1.8]
Exemples 
1Na dia efa notsofin' Ikaky rano aza ny hivadiantsika, tsy lany olomanga tsy akory i Menabe! [2.528]
2Fotoana fohy taorian' ny nandraisany ny asa dia lasa tale jeneralin' ny Minisitry ny Vola Paul Longuet Rajaobelina Prosper fa nilana olomanga ny firenena. [2.356]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/05/15